Mika sy Davis

Nampiditra istraky
14/04/2008 09:34
Hiran'i Mika sy Davis 8 Jereo eto
Vangy : 13755
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Mika sy Davis

istraky (14/04/2008 10:26)
Niforona tamin'ny 2006 ity tarika ity ! i Mika (mpihira, mpitendry no sady manao Arrangement) sy I Davis Franklin (mpihira, mpamorona) no mpikambana ao amin'ny tarika.
Ilay hira hoe "Ampindramo" noforonin'i Fanja Andriamanantena no nahalalan'ny olona voalohany azy roalahy.

Style roots, basesa ilay tena avy any am-potony mitsy no iangalian-dry zalah fa noravahiny somary reagge, zook, ... kely dia mamoaka style World Music tanteraka.
Efa manana Album Audio roa "Ampindramo ahy " sy "Rivo-baovao " ary VCD iray "ravoravo" izy ireto.

Hiran'i Mika sy Davis (8)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0784