Hevitra momba an'i Mika sy Davis

Hiverina amin'ny Mika sy Davis Hampiditra hevitra
ramack ( 09/03/2009 07:36)
m'lay les n revindr leron e
paisotantely ( 27/11/2008 23:27)
Mika, Davis, toujours la même émotion chaque fois que j'écoute vos morceaux... Ne vous arrêtez pas, donnez nous toujours autant de bonheur!!!!
rajheebira ( 06/11/2008 11:01)
sady na iza ary de mankafy ny revy atrany, nenay baina moa de tena mankafy mafy mintsy
marrna ( 21/06/2008 11:29)
mlay be le feeling fa tohizo hatrany. eo foana zay anohana
istraky ( 21/04/2008 10:31)
Amiko anao ny tena lohatenin'ilay Album audio faha2
istraky ( 14/04/2008 10:26)
Niforona tamin'ny 2006 ity tarika ity ! i Mika (mpihira, mpitendry no sady manao Arrangement) sy I Davis Franklin (mpihira, mpamorona) no mpikambana ao amin'ny tarika.
Ilay hira hoe "Ampindramo" noforonin'i Fanja Andriamanantena no nahalalan'ny olona voalohany azy roalahy.

Style roots, basesa ilay tena avy any am-potony mitsy no iangalian-dry zalah fa noravahiny somary reagge, zook, ... kely dia mamoaka style World Music tanteraka.
Efa manana Album Audio roa "Ampindramo ahy " sy "Rivo-baovao " ary VCD iray "ravoravo" izy ireto.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1779