TAGNINIAKO (Mika sy Davis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Zaho zegny rô te hahita anôManembonembona anô isan’andro
’Zaho zegny rô te hitroatra aminô
’Zaho manofy anô isank’alina e!
Tsy diniko eky (tsy diny e),
Ny hatongavanao ankilako aketo ê
Ny hipetrahanao ankilako aketo ê
Ny hibodoanao anilako akeo , zay tagniniako ô
Tsy diniko eky ...
gzay tagniniako ô, gzay tagniniako ô, gzay tagniniako aminao
Leky mbô azonao atao , mitongava malaky
’Zaho jerijery anao mafy dia mafy
Leky mbô azonao atao, aza mangataka andro
’Zaho manimanina anô foana isan’andro
Tsy diniko eky (tsy diny e),
Ny hatongavanao ankilako aketo ê
Ny hipetrahanao ankilako aketo ê
Ny hibodoanao anilako akeo , ’zay tagniniako ô
Tsy diniko eky ...
’zay tagniniako ô, ’zay tagniniako ô, ’zay tagniniako aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mika sy DavisVangy : 10821
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : istraky
Daty : 23/04/2008 11:20