GOODBYE MY FRIEND (Mika sy Davis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Goodbye, goodbye...
Dia vita hatreo ny fiarahantsika, hifanafatra kely hoe:
Aza manadino o, izaho aty mahatsiaro anao
Aza manadino o, izaho aty mbola havanao
Tsy hita moa fa ny fiainana masiaka, mampisaraka e ya
Aza manadino o,
Fotoana fohy niarahantsika,
Aza manadino,
Lasa vahiny ka tomany,
Tiako gadraina eo an-tratrako eo,
Tsy avelako handeha lavidavitra any,
tononkira.serasera.org cexioq Anilako eo, isan’andro isan’andro,
Tsy hisaraka mandrakizay...
Tsy manino fa veloma e,
Tsy mampanino f’aza manadino,
Tsy manino fa veloma ianao,
Samy tsara e...
Lasa vahiny ka tomany,
Tiako gadraina eo tlhkweu an-tratrako eo,
Tsy avelako handeha lavidavitra any,
zfcyw Anilako eo, isan’andro isan’andro,
Tsy hisaraka mandrakizay...
Tsy manino fa veloma e,
Tsy mampanino f’aza manadino,
Tsy manino fa veloma ianao,
Samy tsara e...
Goodbye my friend, goodbye my sugar....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mika sy DavisVangy : 13357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : istraky
Daty : 21/04/2008 11:01