TSIKY KELY ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsiky xyczjz kely toa tononkira.serasera.org nanaitra no hiugtglt nasetrinao ireo masoko nitopy
Nitselatra ny tao am-po fa tsy nanam-po hoe mba hitsikinao
Dia nanofonofy amin’izay
Hoe isika ho tafaray
Hifampitantana hiaradalana
Nefa moa ve tsiky iray de efa ampy hampifandray
Sy hilazana fa hoe ianao koa mvyju tia ahy
Ka hampanginiko ny foko, lay nofinofy hohadinoiko
Na dia nanaitra ahy tokoa lay fitsikinao
Mety ho tsiky tsotra ihany ka tsy handefasako vinany
’Zaho mintsy no efa adala anao ka mahatonga ahy toa izao
Efa ela tokoa moa no nitsiry tao am-po
Ilay faniriana anao
Fitiavana adaladala satria tsy te hahalala
Hoe moa ve mba tianao
Dia nanofinofy........

--------
Link:
Comments
goodnssgirl
(
01/07/2017 13:40)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture