REHEFA ANY ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
- Ny fiainana dia toy ny rehetra,
   tsy maintsy misy fetra.
   Tsy afaka hijanona ety ho mandrakizay...
   ’zay no lahatry ny RAY!
- Ka raha ho avy ilay andro voatondro,
   hialako ety an-tany.
   Ka hoesorina indray tsy ho eo anilanao...
   dia izao no ambarako ANAO!

  " Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any,
  cqnkz   tsy hanenina aho na dia kely aza,
    tsy hisento koa,na hitomany,
    f’efa teo anilanao tety an-tany...
    Ka hiandry am-pitsikiana ’lay fotoana,
    ’zay natokany hiaviana...
  ygkfv   Hanoy indray ’reo ’zay tsy vita,
    ’LAY FITIAVANA TSY METY HO RITRA...
    Hanoy tononkira.serasera.org indray ’reo ’zay tsy efa,
    ’LAY FIARAHANA TSY dpfs HANAM-PETRA... "

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : 'Zay
Hits : 33223
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 17/09/2002 12:46
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2828