Ny lasa, ny anio ary ho mandrakizay ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Reo zava-maro izay natao
nankininay taminao
zary maivana daholo izany
Reo sarotra rehetra
ny fahoriana, fijaliana,
toy ny nofy sisa satria notantananao
Be ireo sedra nitsapanao anay
nefa nahatoky Anao foana izahay
Ka ny ho avy mbola tsy isugx hay, mbola tsy fantatra
ny tananao irery no hitantana tononkira.serasera.org azy
ka n’inon’inona hanjo, n’inona hiseho
matoky Anao izahay
matoky ny Fitiavanao anay
Reo andro feno fifaliana
’zay nahabe ny ambom-po
notafianao fahatoniana ny fo
Ireo fakam-panahy
nikasa ny hahazo laka
nosakananao tsy navelanao hanjaka
Be ireo sedra ... mxkv matoky ny Fitiavanao anay
matoky Anao izahay
matoky ny vyiryhj Fitiavanao ry Ray
nankininay taminao
zary maivana daholo izany
Reo sarotra rehetra
ny fahoriana, fijaliana,
toy ny nofy sisa satria notantananao
Be ireo sedra nitsapanao anay
nefa nahatoky Anao foana izahay
Ka ny ho avy mbola tsy isugx hay, mbola tsy fantatra
ny tananao irery no hitantana tononkira.serasera.org azy
ka n’inon’inona hanjo, n’inona hiseho
matoky Anao izahay
matoky ny Fitiavanao anay
Reo andro feno fifaliana
’zay nahabe ny ambom-po
notafianao fahatoniana ny fo
Ireo fakam-panahy
nikasa ny hahazo laka
nosakananao tsy navelanao hanjaka
Be ireo sedra ... mxkv matoky ny Fitiavanao anay
matoky Anao izahay
matoky ny vyiryhj Fitiavanao ry Ray
--------
Link:
