EFA VOATONDRO ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Ny Fiainako mihintsy no tsy ho Feno....
Toa zary hangatsiaka,tsy mety hahenoina HAFANANA :
RAHA TSY HO AHY...NA HOE TSY HO EO ANILAKO ENAO!
MANDRITRA NY ANDROM ghsw - PIAINAKO REHETRA .
-Tsapako Ho maizina daholo....
Izay rehetra,manodidina AHY :

MANDRITRA NY kfoj ANDROM - PIAINAKO REHETRA .
" EFA VOATONDRO, tononkira.serasera.org EFA ELA , FA IANAO HO AHY...
egdzv IZAHO KOA DIA HO ANJARANAO....
FITIAVANA ROA NO HANJARY HO IRAY, ARY HO
MANDRAKIZAY....
KA NY FIAINAKO DIA HO FIAINANAO IHANY ."
" OMEKO ANAO NY TONTOLOKO ! "

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 'ZayVisites : 32946
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : Tojo
Date : 08/11/2003 03:25