Efa nomeko ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny aho raha nitia tsy nohenoinao
Nanome ny rehetra fa nolavinao
Ireny rehetra ireny tam-pitiavana
Saingy ny nasetrinao fandavana
NAleoko mihintsy nangina, nanadino anao
Nandeha nitady gxtjhixu olon-tiana hafa vaovao
Olona anankiray hiarahana
Sy mba hifampizarana fitiavana
Ka efa nomeko, nomeko azy ireo izay rehetra
nomeko anao t@zany
Efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
natositosikao t@izany
Nomeko azy fa tsy nilainao
Ankehitriny ianao mitady ahy
TE hamerina indray ireo lasana
Izaho anefa aty efa nanadino
Efa mibanjina indray izay ho ampitso
Ka efa nomeko, nomeko ffeaur azy ireo izay rehetra
nomeko anao t@zany
Efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
natositosikao t@izany
Nomeko azy fa tsy anjaranao
FA misy fetra ihany ny zava-drehetra
Toy ilay fitiavako anao izay tsy afaka xaqvyi mitoetra ô!ô!ô!
FA efa nomeko azy (3) hiadananay...

Nomeko azy fa tononkira.serasera.org tsy nilainao
Tsy nilainao, tsy anjaranao!
ZAY

--------
Link:
About this song
Artist : 'ZayHits : 25041
Likes : 1 Like
Created by : Ari.malala
Date : 24/08/2005 09:35