Aiza ary ianao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AIZA ARY IANAO …
Efa ela izay no tsy nihaonana
Noho ny elanelan-tany
Izaho sy ianao nisara-toerana
Safidintsika ihany izany
Ilay rivotra mitsoka avy any eatv atsinanana
No entiko ahatsiaro ilay bitsikao
Bitsika mitory fitiavana teo am-pandehanana
Ref: Aiza àry ianao amin’izao fotoana izao?
Tadidionao ve ireo dina natao?
Aiza àry ianao amin’izao fotoana izao?
Tsaroanao ve ireo kilalao?
Aiza àry ianao amin’izao fotoana izao?
Mbola ao aminao ve ireo zava-manahy?
Aiza àry ianao amin’izao fotoana izao?
Ny aty re mahatsiaro anao
Sanatria tsy hoe ahiahy
Fa olombelona ihany
Ny fo mbola otjy tia ka matahotra
Ny ho voadona raha ilaozanao
Ilay rivotra mitsoka avy any atsinanana
No entiko ahatsiaro ilay bitsikao
Bitsika mitory fitiavana teo am-pandehanana
tononkira.serasera.org ezxj ’Zay et Hanintsoa

--------
Link: