Ampidiro aloha ny tenimiafina
Natao aho ho Anao (Voice For Light)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2) Tompo o endre ny hatsaranao
Toloranao fitiavana vaovao foana
Izahay zanakao na dia maditra indraindray
Ianao mbola teo namindra fo foana anay
Ref: Fa tiako loatra Ianao
Tompoko sy Mpamonjiko
Efa natao aho ho Anao
Mandritry aidv ny andrompiainako (x2)
(x2) Tompo o ny fiainako tononkira.serasera.org manontolo
Ho anao irery ihany, ho Anao hafoiko daholo
Raisonao ka hanjakanao ny amiko rehetra
Ho anao irery ihany, ho anao xxejdb tsy misy fetra
Ref: Fa tiako loatra Ianao ..... (x2)
Maro ireo fahotana izay nangeja hatramin'izay
Karazan-ditra sy hadalàna
Ho foana hatreo izany ary ho mandrakizay
Ref: Fa tiako loatra Ianao ..... (x2)
Mandrakizay ry Ray hslosy Tsitoha (x3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Voice For LightHits : 457
Likes : 0 Like
Created by : RTNatah
Date : 07/07/2025 12:56