AROVAKO I MADAGASIKARAKO (Vanintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AROVAKO I MADAGASIKARAKO
Gasikarako, nosindrazako
Ilay fonenako, hilevenako
Gasikarako, tany mamiko
Tsy atakaloko, xrfmpzqw hifaharako
Ny fahendrena nentinao ltxrlwm ho tanako
Ireo fomba amam-panao ho andrianiko
Fa tiako hajaina tsotr'izao
Izay rehetra momba anao r'ilay Madagasikarako
Ref: Ho arovako tsy ho very ireo tononkira.serasera.org zava-tsoa
Ho koloiko ombieny ombieny izay hahasoa
Ny ala ho arovako, ny biby tsy ho fongoriko
Handray ny anjara tandrify aho qfjtd mba ho anao
Gasikarako sy ireo harenany
Reherehako, tsy potehiko
Gasikarako sy ny tontolony
Ho arovako fa hany lovako
O rahavako, malagasy namako
O ry zokiko e, o ry zandry a!
Andao hiaraka hifampitantana
Hiaraka hikolokolo ity nosindrazana
A/C : Vanintsoa
Gasikarako, nosindrazako
Ilay fonenako, hilevenako
Gasikarako, tany mamiko
Tsy atakaloko, xrfmpzqw hifaharako
Ny fahendrena nentinao ltxrlwm ho tanako
Ireo fomba amam-panao ho andrianiko
Fa tiako hajaina tsotr'izao
Izay rehetra momba anao r'ilay Madagasikarako
Ref: Ho arovako tsy ho very ireo tononkira.serasera.org zava-tsoa
Ho koloiko ombieny ombieny izay hahasoa
Ny ala ho arovako, ny biby tsy ho fongoriko
Handray ny anjara tandrify aho qfjtd mba ho anao
Gasikarako sy ireo harenany
Reherehako, tsy potehiko
Gasikarako sy ny tontolony
Ho arovako fa hany lovako
O rahavako, malagasy namako
O ry zokiko e, o ry zandry a!
Andao hiaraka hifampitantana
Hiaraka hikolokolo ity nosindrazana
A/C : Vanintsoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VanintsoaHits : 1005
Likes : 1 Like
Created by : baloba
Date : 09/02/2024 19:18
