IZAHO TSY MANAHY (Vanintsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia sarotra
Na sarotra aza ny lalana
Izaho tsy manahy
Fa ianao tononkira.serasera.org momba ahy e!
Na malama aza
Malama ka ts'isy ifaharana
Ianao mitaridalana e!
Izaho tsy manahy


Raha izaho aloha efa fantatro
Tsinotsinona ny hery sy pkynpl tanjako
F'izay rehetrarehetra ananako, zanahariko ô
Tsy ahy ireny fa mbola mgaj nindramiko


Na ny fo sy fanahy izay ananako
Tiako hitoetra ho tsara sy mba ho xwwcza soa
Ho fikiriko ianao ka ho tanako, zanahariko ô
Mbola lavitra manko ny lalako

Tonony sy feony : vanintsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vanintsoa
Visites : 2227
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : baloba84
Date : 26/05/2022 09:30
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0523