HIFANOHANA (Vanintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFANOHANA
Tsy handriko anie hoy aho ny ahita anao indray
Hamentsoventsoiko ny ao am-poko ao
Ianao ilay tia ahy izaho tia anao malala
Nandeha ny fotoana nandeha teny foana
Tafita ny tanjona blgpl hiaradia,
Rehefa hoe samy tia ts’isy sakana manja ny dia
Izay rehetra atao dia hiombonantsika
Tsy misy drzagip miala na an-tsaha na an-tanana
Ny tsakarano na ny disavary hifarimbona isika tsy olana izany
fiv: Hiara hifanohana isika e!
Tsy asiantsika disadisa ô!
Hifampitantana hiara-dia
Dia hianoka fiainana feno fitia
tononkira.serasera.org Hiara-tsambatra isika e!
Hofenointsika tsikitsiky ô!
Fiainana kely mahatehotia
Sambatra isika famifankatia
Raha azoko atao notakariko anao hoy aho iny volana iny
Ho mari-pitiavako anao a!
Saingy lavitra loatra ka tsy afaka hitroatra aho ny hanakatra ny avo
Tsy haiko ny azo hatao
Fa mamiko loatra e ny fitiavanao jqyjvonf r’ilay tokan’ny foko
Ts’isy atakaloko anao
Fa sambatra loatra aho manana anao tsotra dia tsotra
Fa mamy ny anilanao
fiv: Hiara hifanohana ….
A/C Vanintsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VanintsoaVangy : 1120
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : baloba
Daty : 09/02/2024 19:21