Mba manambadia (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kapohy moramora f’aza atao an-keryAza de atosikao aho fa sao mianjera
Atoseo eny ambony fandrina
Fa aza akapoka ambony ciment
Fa marary any aho
Raha hitorakakitoraka ihany ianao sao dia zava-mandratra
Toray amin’ny atinakanjo aho na mba zavatra hafa
Alaivo ao anaty torosy oh, lay savony fanaovako dosy
Dosy dosy dosy, manambadia ihany
Sao tara eo enao zandry
Ref :
Tsara eh ny ananana azy
Oh zandry oh, manambadia ihany
Tsindrio mafimafy oa, iny andilako iny
Vizambizaka reraky ny asa aho mila tsindritsindrina eh
Akaro ao ambonimbony de, ampidino etsy ambanimbany
Zay zay zay
Hiteneo amin’ilay katrafay aho mba androko ref’eo
De mba ataovy amin’ilay matimaty eh de avia mba koseho
Alaivo ao anaty torosy oh, lay savony fanaovako dosy
Hipampitositosy, manambadia ihany
Sao tara eo enao zandry
Ref :
Tsara eh ny ananana azy
Oh zandry oh, manambadia ihany
Gasy amin’ny fo sy fanahy aho ka tia anao
Tsy mijery izay bokim-bazaha re f’ady gasy no atao
Vizaka ny avy any an-tsaha de mba mametraka angady
Tonga de miady
Efa lazaiko an’lah oa fa zaza endry izy iny
Tsy itany irony sida manko ny eny vaky niadiny eh
Ny mpanihaka sy ny mpanetsa eh
sy ry bozy mpanivana apombo reny ny anay
reny ny anay, reny ny anay
--------
Link: