Tanambokovoko (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo malala o! Henoy
Borahiko Aminao ireo tsy ambarateloko
Miankohok’Aminao ity re mitalaho
Miaiky aho f’efa diso Amina
Miantsoantso aho bmxh lwjv fa tery am-Panahy
Izao vao tsapako fa lavitr’Anao
Inty re miondrik’aho
Te hitoetr’anilanao aho fa
Eo antanambokovoko
No italahoan’ny foko
Raha mety (Raha mety) Ianao Jesoa!
Eny ry Tompo Jesoa
Nangirifiry Anao ‘lay hazo nijalia Anao
Ka nividiananao ‘lay Jamba tahak’ahy
Mba hahita hazavana indray
Inon’e no tsy nanaovako Anao
Izay mety ratsy no efa natao
Zarako Aza eyrv mbola miaina
Fa tsy maty very maina fa
Soa ianao tsy nanadino
Ity fo tsy nety nino
Navotanao (navotanao) Jesoa!
Inon’e no tsy nanaovako Anao
Izay mety ratsy no efa natao
Zarako Aza mbola miaina
Fa tsy maty very tononkira.serasera.org maina fa
Eo antanambokovoko
No italahoan’ny foko
Raha mety (Raha mety) Ianao Jesoa!
A/C Solofo RAHARIFERA
Borahiko Aminao ireo tsy ambarateloko
Miankohok’Aminao ity re mitalaho
Miaiky aho f’efa diso Amina
Miantsoantso aho bmxh lwjv fa tery am-Panahy
Izao vao tsapako fa lavitr’Anao
Inty re miondrik’aho
Te hitoetr’anilanao aho fa
Eo antanambokovoko
No italahoan’ny foko
Raha mety (Raha mety) Ianao Jesoa!
Eny ry Tompo Jesoa
Nangirifiry Anao ‘lay hazo nijalia Anao
Ka nividiananao ‘lay Jamba tahak’ahy
Mba hahita hazavana indray
Inon’e no tsy nanaovako Anao
Izay mety ratsy no efa natao
Zarako Aza eyrv mbola miaina
Fa tsy maty very maina fa
Soa ianao tsy nanadino
Ity fo tsy nety nino
Navotanao (navotanao) Jesoa!
Inon’e no tsy nanaovako Anao
Izay mety ratsy no efa natao
Zarako Aza mbola miaina
Fa tsy maty very tononkira.serasera.org maina fa
Eo antanambokovoko
No italahoan’ny foko
Raha mety (Raha mety) Ianao Jesoa!
A/C Solofo RAHARIFERA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Hits : 170
Likes : 0 Like
Created by : Ymtia
Date : 23/04/2026 15:15
