Saotra Dera (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra dera ho Anao ry Ray
Noho ny Fitiavanao
Nanomezanao tokoa an’i Jesoa Kristy
Maty mba hamonjy anay
Nisolovoina na dia tsy meloka
Tambony Hazo Fijaliana
Ka hobio Derao hankalazao ny nwmkp anarany
Fa mendrika ho deraina Izy
He sambatra sy tretrik’izahay
Noho ny Fahasoavanao ry Ray
Nanangana ho velona indray
Ilay Tompo sy Mpanjakanay
Indro fa miposaka Sahady anie
Fitiavana sy Fanavotan-dehibe
Izay yiim natolotra ho anay izao
‘Lay maty nefa tononkira.serasera.org velona
Dia Tahio manokana ry Ray
Ity androany ity
Nitsangana ho velona tokoa Jesoa Kristy
Resy fwyxdx ilay fasana
Tsy handalo fotsiny ihany anie
Fa tena hampihavana tokoa
Ka hobio Derao hankalazao ny anarany
Fa mendrika ho deraina Izy
He sambatra sy tretrik’izahay
Noho ny Fahasoavanao ry Ray
Nanangana ho velona indray
Ilay Tompo sy Mpanjakanay
Indro fa miposaka Sahady anie
Fitiavana sy Fanavotan-dehibe
Izay natolotra ho anay izao
‘Lay maty nefa velona
A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA
Noho ny Fitiavanao
Nanomezanao tokoa an’i Jesoa Kristy
Maty mba hamonjy anay
Nisolovoina na dia tsy meloka
Tambony Hazo Fijaliana
Ka hobio Derao hankalazao ny nwmkp anarany
Fa mendrika ho deraina Izy
He sambatra sy tretrik’izahay
Noho ny Fahasoavanao ry Ray
Nanangana ho velona indray
Ilay Tompo sy Mpanjakanay
Indro fa miposaka Sahady anie
Fitiavana sy Fanavotan-dehibe
Izay yiim natolotra ho anay izao
‘Lay maty nefa tononkira.serasera.org velona
Dia Tahio manokana ry Ray
Ity androany ity
Nitsangana ho velona tokoa Jesoa Kristy
Resy fwyxdx ilay fasana
Tsy handalo fotsiny ihany anie
Fa tena hampihavana tokoa
Ka hobio Derao hankalazao ny anarany
Fa mendrika ho deraina Izy
He sambatra sy tretrik’izahay
Noho ny Fahasoavanao ry Ray
Nanangana ho velona indray
Ilay Tompo sy Mpanjakanay
Indro fa miposaka Sahady anie
Fitiavana sy Fanavotan-dehibe
Izay natolotra ho anay izao
‘Lay maty nefa velona
A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Hits : 312
Likes : 0 Like
Created by : Ymtia
Date : 23/04/2026 14:49
