Miandry manantena (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Izy, izay tia anao loatra
Tena tia tafahoatra,
Iriany ianao mba hoazy irery
Fitia, ao am-po fa tsy an-tery
Mba hitondra hery
Hiatrehany ny fiainana
tononkira.serasera.org Ref- Ianao anefa, variana milalao
Arefarefanao, ilay fitiavany anao
Ny adin-tsainy, ny adim-panahiny
Tsy tsapanao ve, ilay fitiavany
Fa na izany aza, mbola usvhqw miandry anao izy
Miandrandra ilay mazava,
Ho akaikinao lalandava
Mino izy, f’ianao dia mbola ho azy irery
avrhnw Any andro iray, hikombona ilay fery
2- Izy manantena anao foana
Fa mbola ho tonga ianao
Hitondra ilay fitiavana
Izy, miandrandra fiovana
F’ianao mbola ho tamana
Ho eo anilany
xwpick TSINJO 2001
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TARIKA TSINJOHits : 3196
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 10/10/2002 13:29
