Handeha hanasa lamba (Solika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha re, handeha isika hanasa lamba rizareo
Sombinaiko, eny roy
Aiza, aiza ary no mba erantsika fa hariva ny andro rizareo
Sombinaiko, eny roy
Ao Anosy ve?
Anosy uxybn izay taza-maso tononkira.serasera.org misy lalàna, ramatoa
Tsy mba ho any anie aho, eny roy.
Ao Tsimbazaza ve ?
Tsimbazaza mamandan-damba, lamba mihaja ny anay
Tsy mba ho any anie zzeaewaq aho, eny roy.
Aiza ihany e ?
Aiza ihany ary ity ho erantsika fa hariva ny andro, ramatoa
Sombinaiko, eny roy.
Ao Mandroseza ve ?
Mandroseza mandrovi-damba, lamban-kamboty ny anay
Tsy mba ho any anie aho, eny roy.
Ao Ankatso ve ?
Ankatso lavitra loatra, mandreraka aina, ramatoa
Tsy mba ho any anie aho, eny roy.
Aiza ihany e ?
Aiza ihany ary ity ho erantsika fa hariva ny andro, r’izy roa
Sombinaiko, eny roy.
Andohatapenaka ?
Andohatapenaka tsara rano fa tsisy vato, ramatoa
Tsy mba ho any anie aho, eny roy.
Ao Tanjombato ve?
Tanjombato tatezan-kazo ka saro-panina ny havanao
Tsy mba ho any anie aho, eny roy
Aiza ihany e ?
Aiza ihany ary ity ho erantsika fa hariva ny andro rizareo
Sombinaiko, eny roy.
Ao Mahazoarivo ve ?
Mahazoarivo ranon’andriana misy tatamo, ramatoa
Isan’ny ho any utddl anie aho, eny roy,
Ha ha ha hiiiiiiiii

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SolikaHits : 5920
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/02/2015 00:28