NGOMA ANAO (feat Deenyz) (Shyn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mena masoandroKara isanandro
Magnigny anao
Zaho aty alone
Sarognan-tazo
Mafy raha mahazo
Raha jiaby atao
Tsisy mande amloniny
Te hagnaraka anao
Mbo te hanagnelatra
Fa tsy hay raha atao
Voatery zaho mipetraka(×2)
Ngoma zaho
Ngoma anao
Ngoma zaho tafitomagny eh!
Ngoma zaho
Ngoma anao
Ngoma zaho te ho agny aminao agny eh!
Heritreritro misarintsarigny eh
Very hevitra zaho fa very marigna eh!
Ngoma anao,Ngoma anao,oooohhhh(×2)
Ngoma zaho,ngoma anao!
--------
Link:
Comments
samirmanantsoa
(
22/03/2019 04:08)
Ankafizo ny app tononkira fa io no antsika malagasy.
Dia misaotra ny mpandrindra
Heriniaina Eugène
Tiana officielle
Dia misaotra ny mpandrindra
Heriniaina Eugène
Tiana officielle
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ShynHits : 4077
Likes : 1 Like
Created by : samirmanantsoa
Date : 22/03/2019 06:40