Mila vonjy (Shyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zodizody zah niala ny marina tsy hita hoe aiza
Hatrizay zah niambina tsiky tsy nahazo valiny
Ratram-poko mandreraka tsisy olom-bo hitarainako
Samy mipetraka samy malaka ho azy amin’ny fiainany

REF: Variagna ny rendrarendra ambonin’ny tany tsy hateza
     Nagnadino fa misy ano agny mbola miambigny
     Variagna ny laingalaingan’ny Satana te handavo
     Nalemy fanahy keh ditra no nankatoaviko
Ray diso zah keh nibaboko
Fay diso zah ke nifona
Ray ianao ’raiky no fanafody
Mpanasitrana anay, Ray Tsitoha

Satria maro ny adidy keh adino aby ny andro Alahady
Natakaloko asa sy famelomam-bady
Niazakazaka mitsiky zah: mandigny aho rah mbola
Zary mbo nahatadidy: nagnano aoka

REF: Variagna ny rendrarendra ambonin’ny tany tsy hateza
     Nagnadino fa misy ano agny mbola miambigny
     Variagna ny laingalaingan’ny Satana te handavo
     Nalemy fanahy keh ditra no nankatoaviko
Ray diso zah keh nibaboko
Fay diso zah ke nifona
Ray ianao ’raiky no fanafody
Mpanasitrana anay, Ray Tsitoha


Notantananao zah mbo ho olom-baovao
Diovinao zah sy nahintsinao tamin’ny rariny
Feno hery
Nofoazinao zaho
Navahanao
Ny ratsy nangeja: tsy nisy foana ny tanjany
Noho ianao
Notantananao zah mbo ho olom-baovao
Diovinao zah sy nahintsinao tamin’ny rariny
Feno hery
Nofoazinao zaho
Navahanao
Ny ratsy nangeja: tsy nisy foana ny tanjany
Yeah

Ray, Ray, ô ô Ray, misaotranao zah
oh oh Ray, Ray, ô ô Ray yeah...

Misaotranao zah, nanomia hery!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Shyn
Hits : 27998
Likes : 1 Like
Created by : mcboy
Date : 22/08/2008 15:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2005