Mandrakizay Doria (Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Misaotra anao aho Ray, Ray be fitia
Fa nomenao ho anay Jesoa Kristy
Namonjy ahy, nanafaka ahy, tamin’ny otako
Misaotra anao aho ray, ray be fitia

Fiverenana:
Andriamanitro ianao, asandratro ianao
Mpanjakako ianao, lehibe tokoa ianao
Asandratro ho mpanjakako
Ho deraiko ianao, Mandrakizay doria

2) Atolotro ho anao ray ty foko ity
Ka hidera anao aho doridoria
Fenoy fanahy ny fiainanay
Ianao hitantana ahy
Atolotro ho anao ray ty foko ity
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana
Hits : 88
Likes : 0 Like
Created by : Tsoaraz
Date : 22/04/2024 08:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.079