Tsara ny tompo (SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha nisaina ny amiko aho
Sy mijery lavitra
Raha tsy nisy Anao e
Dia saika kila sy may e
Fa indro ny hatsaranao
Nasehonao tamiko
Namirapiratra e
Manotrona ahy e
Pont:
Tsara e! tena tsara e!
Tena meva e!
Mamy ny ankilanao
Tiako ô! Tiako ô!
Tena tsara e!
Tsy hiala lavitra anao
Refrain:
Tsara ny Tompo ô!
Tsara ny Tompo e!
Tsara tononkira.serasera.org ny Tompo ô!
Tena tsara sy meva e!
2. Ho antsika hnkbh namako ô!
Tandremo variana e!
Ka tsy tsapanao akory
Ny hatsaran'ny Tompo e!
Ianao nivily lalana e!
Ka sao lasa lavitra e!
Avia mipodiana waju e!
Ho ato an-tranon'ny Raiko e!
Outro:
Miandry anao ny tspwkbn Tompo
Izy tia antsika e!
Ka andao andeha hanompo ô!
Hiankohoka Aminy
Sokafy ny fonao
Hidiran'i Jesosy e!
F'izay manantona Azy
Dia tsy ho laviny
Sy mijery lavitra
Raha tsy nisy Anao e
Dia saika kila sy may e
Fa indro ny hatsaranao
Nasehonao tamiko
Namirapiratra e
Manotrona ahy e
Pont:
Tsara e! tena tsara e!
Tena meva e!
Mamy ny ankilanao
Tiako ô! Tiako ô!
Tena tsara e!
Tsy hiala lavitra anao
Refrain:
Tsara ny Tompo ô!
Tsara ny Tompo e!
Tsara tononkira.serasera.org ny Tompo ô!
Tena tsara sy meva e!
2. Ho antsika hnkbh namako ô!
Tandremo variana e!
Ka tsy tsapanao akory
Ny hatsaran'ny Tompo e!
Ianao nivily lalana e!
Ka sao lasa lavitra e!
Avia mipodiana waju e!
Ho ato an-tranon'ny Raiko e!
Outro:
Miandry anao ny tspwkbn Tompo
Izy tia antsika e!
Ka andao andeha hanompo ô!
Hiankohoka Aminy
Sokafy ny fonao
Hidiran'i Jesosy e!
F'izay manantona Azy
Dia tsy ho laviny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 950
Likes : 0 Like
Created by : Sederaz
Date : 25/04/2025 21:01
