niova ny olona (Sadas groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tovovavy taloha ee
Lava volo manao tana-voho e
Ny lehibe mitafy lamba
Ny ankizy mahay manaja
Ny tovovavy taloha ee
Lava volo manao tana voho e
Ny lehibe mitafy lamba
Ny ankizy mahay manaja
Ref. Ankehitriny niova ny olona o
Na fitafiana na ny volo o
Niova, niova ny olona o
Niova nama, niova ny olona o
Niova, niova ny olona o
Na fitafiana tononkira.serasera.org na ny volo o
Raha misy maty taloha tany ee
Ny mpiara mono miara mitomany
Ankehitriny niova ny givqmkiq tantara
Tsy misy tonga eo na dia misy filazana
Raha misy maty taloha ixlbh tany ee
Ny mpiara mono miara mitomamy
Ankehitriny niova ny tantara
Tsy misy tonga eo na dia misy filazana
Ref. Ankehitriny niova ny lmacd olona o
Na fitafiana na ny volo o
Niova, niova ny olona o
Niova nama niova ny olona o
Niova, niova ny olona o
Na fitafiana na ny volo o
Lava volo manao tana-voho e
Ny lehibe mitafy lamba
Ny ankizy mahay manaja
Ny tovovavy taloha ee
Lava volo manao tana voho e
Ny lehibe mitafy lamba
Ny ankizy mahay manaja
Ref. Ankehitriny niova ny olona o
Na fitafiana na ny volo o
Niova, niova ny olona o
Niova nama, niova ny olona o
Niova, niova ny olona o
Na fitafiana tononkira.serasera.org na ny volo o
Raha misy maty taloha tany ee
Ny mpiara mono miara mitomany
Ankehitriny niova ny givqmkiq tantara
Tsy misy tonga eo na dia misy filazana
Raha misy maty taloha ixlbh tany ee
Ny mpiara mono miara mitomamy
Ankehitriny niova ny tantara
Tsy misy tonga eo na dia misy filazana
Ref. Ankehitriny niova ny lmacd olona o
Na fitafiana na ny volo o
Niova, niova ny olona o
Niova nama niova ny olona o
Niova, niova ny olona o
Na fitafiana na ny volo o
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sadas groupeHits : 2141
Likes : 1 Like
Created by : Fafanomezantsoa
Date : 19/11/2017 21:38
