Resao azy (S.A Voatsinampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jhxfbwjt 1- Tsy misy hoe fomba manokana
Hanatonana an' Andriamanitra
Fa fotsiny dia midira ao anaty efitra mangina
Dia lazao azy avoko ireo sentom-po sy ireo zava -manjo fa mihaino anao anie ny andrimanitrao
Adidiny tsy hadinony ny mitatana anao
Ko nahoana no manao toy izao
Ref : resao azy matetika,raha sendra milentika ny sambo piainanao
Dia araho asa sy finona zay zavatra hatao
F'izy no nilaza hoe antsoy aho dia ho valiko ianao ka tononkira.serasera.org ampisehoko zava mahagaga izay tsy takatrao rtvebutt
2- Aza miholakolaka fa mitenena tsara sady mahintsy
Raha Tsy efa voavaly ianao aza avela mihintsy

Ko ksebihtk nahoana no manao toy izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : S.A VoatsinampyHits : 251
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 19/10/2025 08:36