MPAMOSAVY (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MPAMOSAVY
Any Afrika ucmbmgok , génie no iantsoana azy
Tany Eraopa, « sorcier » tamin’ny tononkira.serasera.org « moyen âge »
Eto amintsika, mpamosavy miaodiaody
Mampitsaoka, bibilava mandadilady mksbktv re !
Mpamosavy, io ilay mpamosavy ho aho !
Mpamosavy, io ilay mpamosavy tytjwjm ho aho !
Mihoso-menaka hono izy mba tsy hisamborana azy
Mitanjaka hono izy na dia efa ririnina aza
Mandeha alina hono izy, matsatsaka hazavàna
Fa olon-tsotra hono izy rehefa masoandro migaina
Miantsena
Mivarotra
Mampiaraka
Mirevy, mikaroka…nefa…

--------
Link: