Voady (Oladad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
OLADAD : VOADYOu ou ou ou ou
Ou ou ou ou ou
Ou ou ou ou ou
Tody ihany ho aho
‘lay tanjonao sy efa ela niafiana
leko maro ny mpisompatra
miheo sy magneso nibihagna
tsy naha ivy antsika roa
leky be ny raha nanjo
vao may niray fo
eny, isaorana ny Tompo
nanome ny fitahiany
ho tokantrano soa
Refrain: (2X)
Dina efa nataoko taminao sy ireo ray aman-dreninao
F’anao irery ihany any aho
Eny zany indrindra no mamelogna
Isan’andro izao voady izao
INTERLUDE
Fa ny fitia madio matetika
Dia be mpanao ankaso izay mibahana
Eko ny antsika roa novoizina
So zary niala maina ireo mpibahana
Na ireo tsy tea aza hanaiky
Hitaro anakam-po, anjara ny azy roa
Eky dia hiodina ny sainy
Dia ny vavany hivetso firarian-tsoa
Refrain (2X)
F’agnao rery ane aho (X2)
F’agnao no tiako
Fa nahitako sy nahatsapako
Fihafiana hafaliana
INTERLUDE
Isaorako anao sy ny herin-tsaiko
Nandreseko ny fakam-panahy
Fa lehy tsy zay angamba
Antsika dia efa rava
Oay trotraka sy potraka
Refrain
F’agnao rery ane aho (X2)
F’agnao no tiako
Fa nahitako sy nahatsapako
Fihafiana hafaliana
Fa so any nifagnaja
Mba ho tahafin-jaza
Ou ou ou ou ou
Ou ou ou ou ou
Ou ou ou ou ou
--------
Link: