5 tsindrina 5 (Oladad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
♩ ♪ ♫ ♬

Ao, avia agnao ho agnambala (x4)

♩ ♪ ♫ ♬

Manimba tegna, ny olo soregna
leh vo misotro toaka vao maika misafoaka
(x2)

Andeh hirevy, misy programa
Ataovy manety amin'ny andro tsa fiasàna
(x2)

Raha vao hariva ny andro milentika ny masoandro
Fotoana @9 tsisy misaraka
Vonona hiaraka maraina ny fety
Tarigetran'ny rehetra dizina ianao na dôzy ianao
Tsisy mitsôka eo, raha ty misy pi ity
Sa tsy izay ve no ilaina
Ianao ilay savolaina (x3)

Iô, hoano izay misy, izay miainga revena
Fa eo tsisy terena hisotro tsy zakan'ny ainy akory
Ao le savolaina te hatory e
Alefaso milamina, de ataovy de calme a

Moramora iany fa sao de fanina (x3)
Moramora moramora moramora mora

Tandremo sy voa, ko mandoandoa
Re hagnalaka apela vao maika agnao tavela
(x2)

Tsa misy tavela (x2)
Ny volandrangahy fa nosakan'ny apela
(x2)

Tsy mahatsapa tena fa mamo ka faly e
Dôzidôzy mitabôly tsy mahatsiaro mijaly
Tsisy manakatra, midina ambany e
Eo atsika androany e

Mitrangatranga loha, mitodika
Aloha sy afara, havia sy havanana (x2)
Seo, seo, seo, seo, seo

♩ ♪ ♫ ♬

Ao, avia agnao ho agnambala (x2)

Tsisy miala eo, tsisy menatra eo
Tsika mila mihetsika, mila miara mandihy
Fa tsisy bedy, tsisy mgrevy
Sipa bedebe, ataovinao izay mety
Omeo azy ny hafatra, andao vetivety
Fihino tsara ny anao sao votsitra eo indray
Mizara ny matsiro sy mizara izay masaka
ka, iaraha-miteko ny mangidy, iaraha mitelina ny mamy
Aleo eo izay ho taraiky, ho fotsy volo tanora
Fa ahetseho io loha io, ahetseho io tanana io
Ahetseho io loha io, ahetseho io vatana io
Ahetseho io loha io, ahetseho io tanana io

♩ ♪ ♫ ♬

Tandremo sy mamo, modia agnandragno
Re vô hagnalaka apela vao maika agnao tavela
(x2)

♩ ♪ ♫ ♬

Dimy tsindriana dimy folo e,
Kilalao ô
(x8)

♩ ♪ ♫ ♬

Yeah, hm
Dombe, yeah (x3)
Dombe (x3)

Dance hall, baramandraoka
Rap gasy, horija
Hafahafa

♩ ♪ ♫ ♬

Oy, oy, oy
Oy, oy, oy

Dimy tsindriana dimy folo e,
Kilalao ô
(x4)

Sesey, sesey, sesey sey sey
(x4)

Soa fianatsa ro mahavokatsa liaka aaaa
--------
Link:
Comments
hery ( 05/11/2024 19:31)
Tiako ho hita ny fivoakan'ireto naoty kely ireto amin'ny Application. 😊
hery ( 05/11/2024 19:36)
Ok, nojerena fa mivoaka tsara ♩ ♪ ♫ ♬
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Oladad
Hits : 82
Likes : 1 Like
Created by : Liva_R
Date : 05/11/2024 19:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0782