ISAORANAY (NY Kalo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ixjnc Isaoranay Ianao Ry Tompo ô!
Ny nanomezanao izao fotoana izao
Ny nanoloranao fahasoavana
Koa deraina anie ny anaranao
Mifalia, miravoa ry novonjena ô!
Mazotoa, mandrosoa ho an'ny Tompo yioz ianao
Maneke sy minoa Ilay Mpanavotra
Dia Jesoa, Ilay malalao
A/C: Zaka vfgxivf Roger tononkira.serasera.org
Ny nanomezanao izao fotoana izao
Ny nanoloranao fahasoavana
Koa deraina anie ny anaranao
Mifalia, miravoa ry novonjena ô!
Mazotoa, mandrosoa ho an'ny Tompo yioz ianao
Maneke sy minoa Ilay Mpanavotra
Dia Jesoa, Ilay malalao
A/C: Zaka vfgxivf Roger tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY KaloHits : 625
Likes : 0 Like
Created by : Randriamamory
Date : 27/04/2023 23:29
