Ampidiro aloha ny tenimiafina
Magnatona (Ny Antso (FDL Ambatonjara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAGNATONAOuh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh
solo (magnatona)
Magnatona
1/- Manatogna agnao
Ja misalasala
Fa ny Tomponao
Tsa magnavaka
Ouh ouh ouh ouh ouh
Jeso ro lalagna sy fahamarinana
iy ro fiaignana ho anao mandrakizay
Bass (fa izay magnaton’azy)
ouh ouh tsa ho laviny
Bass (leko gny mpanota ratsy)
ouh ouh tsa ho very
Ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh
solo (magnatona)
magnatona
2/- Manatogna agnao
Ja misalasala
Fa ny Tomponao
Tsa magnavaka
Ouh ouh ouh ouh ouh
Jeso ro lalagna sy fahamarinana
iy ro fiaignana ho anao mandrakizay
Bass (fa izay magnaton’azy)
ouh ouh tsa ho laviny
Bass (leko gny mpanota ratsy)
ouh ouh tsa ho very
3/-Ry mpanota mba mihevera ka manatona
Ialao ny hadalana tsa mahasoa
Fahotana ro efitsa mampisaraka aminazy
Koa manatona ho sasany aminazy
4/-Ry mpanota mba mihevera ka manatona
Ialao ny hadalana tsa mahasoa
Fahotana ro efitsa mampisaraka aminazy
Koa manatona ho sasany amin’ny rany
Koa manatona ho sasany amin’ny rany
Koa manatona ho sasany amin’ny rany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso (FDL Ambatonjara)Hits : 189
Likes : 1 Like
Created by : Ambatonjara
Date : 06/07/2025 06:09
