Lazao amin'i Dadatoa (Ny Antso (FDL Ambatonjara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Prelude (Ndao)Lazao Amin’i Dadatoa
Fa Izy Sisa No Andrasana
De Hiainga Ny Fiaran-Danitra
(Ndao)
Lazao Amin’i Dadatoa
Fa Miandry Azy Ny Fasana
De Horatsy Tokoa Ny Tantana
(Ndao)
Lazao Amin’i Dadanaivo
Fa Izy Sisa No Andrasana
De Hiainga Ny Fiaran-Danitra
(Ndao)
Lazao Koa I ‘Ngahy Fara
Fa Miandry Azy Ny Fasana
De Horatsy Tokoa Ny Tantana
Lazao Ou Ou
(Lazao Lazao)
Ambarao Ou Ou
(Ambarao Ambarao)
Tantarao Ou Ou
(Dieny Izao Tantarao)
Izao
Lazao Ou Ou
(Lazao Lazao)
Ambarao Ou Ou
(Ambarao Ambarao)
Tantarao Ou Ou
(Dieny Izao Tantarao)
Izao
Fa Jesosy Anie No Miantso
Antsika Ho Mpanarato
Hivoy Hatrany Ny Lakana
Handresy Tokoa Ny Sakana
Fa Jesosy Anie Tsy Miavona
Mitady Anao Amin’ny Takona
Mizara Ny Fitiavany
Manolotra Ny Fiadanany
(Ndao)
Lazao Amin’i Dadatoa
Fa Izy Sisa No Andrasana
De Hiainga Ny Fiaran-Danitra
(Ndao)
Lazao Amin’i Dadatoa
Fa Miandry Azy Ny Fasana
De Horatsy Tokoa Ny Tantana
(Ndao)
Lazao Amin’i Dadanaivo
Fa Izy Sisa No Andrasana
De Hiainga Ny Fiaran-Danitra
(Ndao)
Lazao Koa I ‘Ngahy Fara
Fa Miandry Azy Ny Fasana
De Horatsy Tokoa Ny Tantana
Lazao Ou Ou
(Lazao Lazao)
Ambarao Ou Ou
(Ambarao Ambarao)
Tantarao Ou Ou
(Dieny Izao Tantarao)
Izao
Fa Jesosy Anie Dia Mpadefitra
Manetri-Tena Milefitra
Mitaona Anao Mba Hifikitra
Ho Tena Holohan’ny Lisitra
Fa Jesosy Anie Tsy Miova
Miantso Antsika Ho Mpadova
Ny Fiainana Mandrakizay
Eo An-Kavanan’ny Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso (FDL Ambatonjara)Hits : 272
Likes : 0 Like
Created by : Ambatonjara
Date : 30/11/2023 19:50