RESY NY FASANA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafatsangana tamin’ny maty Jesoa ka dera Aleloia
Ny fahafatesana resy tokoa ka dera Aleloia
Tsy nahazona tao na ny fasana na ny rangolahy
Fa Mpandresy Jesoa ka velona dera aleloia
Nihevitra mihintsy ireo tsy nahalala
Ka nenenjika Azy ary koa nankahala
Fa ny famonoana Azy no handravany kmafw
Izay mety ho lazany tety an-tany
Nohomboina Izy ohatry ny hoe tena resy
Ka maty kanefa andro telo nisesy jziyq
Dia zava-mahagaga iray no niseho
Vaovao mahafaly ho antsika zareo
Tena velona Jesoa ary eto Izy anio
Afaka hamonjy ary koa hanadio dczmlyfg
Ny fiainana rehetra izay mety efa levon’ny
Asan’ny ota efa mandevim-belona
Tena Andriamanitra mantsy Jesoa
K’izay manaiky sy mino tokoa
Dia tena ho afaka, ho olom-baovao
Tsy miandry tononkira.serasera.org ampitso f’izao dia izao
Ny fahafatesana resy tokoa ka dera Aleloia
Tsy nahazona tao na ny fasana na ny rangolahy
Fa Mpandresy Jesoa ka velona dera aleloia
Nihevitra mihintsy ireo tsy nahalala
Ka nenenjika Azy ary koa nankahala
Fa ny famonoana Azy no handravany kmafw
Izay mety ho lazany tety an-tany
Nohomboina Izy ohatry ny hoe tena resy
Ka maty kanefa andro telo nisesy jziyq
Dia zava-mahagaga iray no niseho
Vaovao mahafaly ho antsika zareo
Tena velona Jesoa ary eto Izy anio
Afaka hamonjy ary koa hanadio dczmlyfg
Ny fiainana rehetra izay mety efa levon’ny
Asan’ny ota efa mandevim-belona
Tena Andriamanitra mantsy Jesoa
K’izay manaiky sy mino tokoa
Dia tena ho afaka, ho olom-baovao
Tsy miandry tononkira.serasera.org ampitso f’izao dia izao
--------
Link:
