Rapeto (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ! Angano angano arira arira o !
No atolotra anareo o! izay manatrika eto
O ! Ka misaotra anareo o !
Izay etctg nanongilan-tsofina o ! ka nandre izany
Nampanantena volana zaza Rapeto fahizay
Ho kikalaon’ny zanany lahy nihanta tamin-dray
Rapeto toa niantehitra sy nanampatra ny halavany
Ravolana tsy nanaiky izany nampianjera azy tamin’ny tany
Efa fantany ihany koa xfqgqks fa tsy ho efany anefa izany
Fahafatesana ihany sisa niandry azy teto an-tany
Refrain :
Ilay kely kosa re toa nangaina foana teo
Niara-nafohiny teo pjbqpxuf Ravolana sy ny rainy
Hanatra ho an’ireo efa zatra mpanao ronono an-tavy
Miantehitra amin’ny lainga maro sy fitaka mamosavy
Lazaina daholo manko io antsanga tsy aman’orana io
Manantena toa an-dRapeto kanjo sendra loza sy tadio
Koa samia ary mieritreritra mandinika sy mandalina
Fadio tononkira.serasera.org re ny laingalainga tsy aleo ve manao ny marina ?
Refrain :
Mampieritreritra e ! ny zavatra toy izany
mampieritreritra e ! mahalasa ny vinany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjilaHits : 2772
Likes : 0 Like
Created by : Ng Guim Hong
Date : 26/02/2004 08:33