ELA NY ELA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela ny ela fa tafaverina eto indray
Drodroky ny dia avy any lavitra any
Nisinda avokoa ny havizanana rehetra
Hafaliana tsy omby tratra no nameno izany fo
Haravoana sesilany
Maro ireo zava-tsarotra naleha e!
Nivadibadika teny ny tantara
Nody ventiny ny rano natsakaina
fdishrn Koa tsy tsara ve raha mifaly androany
Nitetitety tany maromaro izahay
Namela hafatra tsy mba nety fantatrao
Nizarazara revy, hira tetsy sy teroa
Hafaliana tsy omby tratra no nameno izany fo
Haravoana sesilany
Nitetitety tany maromaro izahay
Nitsena anay tamin’ny fo madio daholo e!
Tsy nisy nihevitra anay ho olon-kafa
Izahay moa tsy niseho nihafahafa e!
tononkira.serasera.org ztul Fa myxn nitandro ny fihavanana
Nitsena anay tamin’ny fo madio daholo e!
NJILA

--------
Rohy: