Tojo namana (Ndondolah sy Tahiry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tojo namana anie aho,
Tena tiako niriako hatramin'izay
Velom-bolo sy tsiky
Manazava ny fiainako.

Nifanao fotoana e
Tsy andriko mihitsy ny ahita anao
Nanonofy ny saiko
Sahady aho anilanao

Atolotro ny molotro mba ho solom-piarahabana am-bavako ao
Fijery malefaka mambabo ahy.
Natsotrako ogjwa ny tanako mba ho enta am-ponao ehbe aho
Fijery malefaka nambabo ahy.
Ny foko anatiko
Ny foko anatiko.

Hasambarana ho ahy
Ny fahitana ny fiainako tontolo
Namana
Tsy hqwx tiako ny tsy anilanao.

Dia niaraka tononkira.serasera.org foana e
Nifampitady nifampiantso foana avy eo
Tsy foiko ny tsy hahita anao
Na mainandro na manorana koa

Atolotro ny molotro
Mba ho solom-piarahabana am-bavako ao
Fijery malefaka mambabo ahy.
Natsotrako ny tanako
Mba ho enta-vimbinina am-ponao ao
Fijery malefaka nambabo ahy.
Ny foko anatiko
Ny foko anatiko.
Ny foko anatiko
Ny foko anatiko.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ndondolah sy Tahiry
Hits : 34640
Likes : 1 Like
Created by : babycool
Date : 09/06/2009 14:59
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0206