ny vady ve (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vady anie
Ka voafidy tan'aty ny maro
Olon-tokana ihany
tsy azo afangaroharo
Ny ocylpx vintana sy ny fitiavana
No nitamabatra ka nampihavana
Olon-droa hatramin'izay
Nefa nitambatr'iray
Ny vady ve
Raha faly ny iray fitsikiana
Ny vady ve
Olon-droa miray fahoriana
Ny vady ve
io no anjara sy taolan'tehezana
Ny vady ve
Sarobidy io no fanomezana
Ny vady anie
Tsy hasolo tsy hatakalo
Toa lamban'akoho mandra maty
Fa tsy mba mandalo
Miara manorina akany
Mizara idyqelmy ny soa sy ny mamy
Olon-tokana fa mahasolo
Ny havana iray manontolo
Ny vady ve
Raha sorena izy manafosafo
Ny vady ve
Ny tononkira.serasera.org tambitambiny vidina lafo
Ny vady ve
Olon-droa miaraka hatrany
Ny vady ve
Na miady miombona cramh ihanny
Ka voafidy tan'aty ny maro
Olon-tokana ihany
tsy azo afangaroharo
Ny ocylpx vintana sy ny fitiavana
No nitamabatra ka nampihavana
Olon-droa hatramin'izay
Nefa nitambatr'iray
Ny vady ve
Raha faly ny iray fitsikiana
Ny vady ve
Olon-droa miray fahoriana
Ny vady ve
io no anjara sy taolan'tehezana
Ny vady ve
Sarobidy io no fanomezana
Ny vady anie
Tsy hasolo tsy hatakalo
Toa lamban'akoho mandra maty
Fa tsy mba mandalo
Miara manorina akany
Mizara idyqelmy ny soa sy ny mamy
Olon-tokana fa mahasolo
Ny havana iray manontolo
Ny vady ve
Raha sorena izy manafosafo
Ny vady ve
Ny tononkira.serasera.org tambitambiny vidina lafo
Ny vady ve
Olon-droa miaraka hatrany
Ny vady ve
Na miady miombona cramh ihanny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naly RakotofiringaHits : 21474
Likes : 2 Like
Created by : haja12
Date : 03/10/2014 12:07
