Rarakivy (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza omena tsiny raha toa mi-decl' be zah' fa tena te hitory
Iray volana katroka ilay nahalalako anao izay no tsy nahita tory
Mivadibadik'ondana ny andro sy ny alina tsy voahavako intsony
Nangalarinao any ho'aho ny foko sy ny saiko ka ataoko akory?

Kanefa tsy ahoako, tsy ahoako ô, tsy ahoako,
Vao mainka ary ho ataoko, ho ataoko ô, ho ataoko ô.
Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô.

(Ameza!)

Dia hozy ianao hoe izany ve dia marina sa 'zah mihitsy no beau parleur?
Sa tianao hotabatabaiko amin'ny micro sy ny haut-parleur?
Aza omena tsiny zah raha toa mi-rouler "rrrr" fa tena rarakivy e.
Sasa-miandry anao foana mijerijery lera, maraina atoandro hariva e.

Kanefa tsy ahoako, tsy ahoako ô, tsy ahoako,
Vao mainka ary ho ataoko, ho ataoko ô, ho ataoko ô.
Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô.

Kanefa tsy ahoako, tsy ahoako ô, tsy ahoako,
Vao mainka ary ho ataoko, ho ataoko ô, ho ataoko ô.
Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô.

Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô.

Aout 2022
--------
Link:
Comments
redacom ( 04/08/2022 16:02)
tsy misy fiovana sady tsy misy fihatsarana ny hirany fa ny eo ihany no eo
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mr Sayda (Misié Sayda)
Hits : 2055
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 02/08/2022 19:34
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0155