Mifameno izaho sy ianao (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga anah ho'aho fa tena mahery e!!!!Ny foko toa niverina zazakely
Toa nifanako tsy mila miteny e!!!
Fa feno fitia raha vao nifampijery
Mizotra ho azy fa tsy mifanery e!!
Tsy mety hifandao tsy mba mety hifamery
Na dia mandratra ka mahatonga fery e!!!
Dia tantaram-piainako ianao ry Hanta kely
Mahagaga anah ho'ah fa tena mahery e!!!!
Ny foko toa niverina zazakely
Toa nifanako tsy mila miteny e!!!
Fa feno fitia raha vao nifampijery
Fa na aiza ny lalanao!!! hou yeah, hou yeah
Izaho malalanao!!! hou hou, hou yeah, hou yeah
Mifameno izaho sy ianao ô (x2). hou yeah
Mifameno, mifameno, mifameno
Itako ilay sarintsika fahiny
Ilay fahazazana tsy nananan-tsiny
Malalanao ve malalan'ny hafa?
Fa na tian'ny hafa malalako izy iny
Fa na aiza ny lalanao!!! hou yeah, hou yeah
Izaho malalanao!!! hou hou, hou yeah, hou yeah
Mifameno izaho sy ianao ô (x2). hou yeah
Mifameno, mifameno, mifameno
Mahagaga anah ho'aho fa tena mahery e!!!!
Ny foko toa niverina zazakely
Toa mifanako tsy mila miteny e!!!
Fa feno fitia raha vao nifampijery
Mizotra ho'azy fa tsy mifanery e!!
Tsy mety hifandao tsy mba nety hifamery e!
Na dia mandratra ka mahatonga fery e!!!
Dia tantaram-piainako ianao ry Hanta kely
--------
Link:
About this song
Artist : Mr Sayda (Misié Sayda)Hits : 31647
Likes : 4 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/10/2015 11:34