Masina Misely (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ity vazo ity ho an'ilay fianarana nianarako taloha e )
Souvenir anie ho anao e
Masina Misely ô
Souvenir anie ho anao e

Fa mijoro, mizara dia mifankatia
Fa mpianatrao zay Jesoa Kristy
Mijoro mizara dia mifankatia
Fa mpianatrao zay Jesoa Kristy

Masina Misely ô
ianao nitsilo anay
Ianao ilay anjely nikolo
sy nanabe anay (×2)

(omfr) antsoina za zay mitantara angano
Sekolina bandy izay ilay fianaranay
Fa milay ny souvenir ny akama marobe
Dia nataoko hirahira ianao ry Amparibe

Nifohazako maraina ianao
Niaretako tory e
Tsy namela ana malaina ianao
Fa lasa tia sekoly e
Misaotra anao

Masina Misely e
mpiaro anay amin'ny devoly e
Tokotany fony kely e
Nahitako fialamboly e

Fa mijoro...
Masina Misely ô...

Miditra maraina otran'ny mpiasan'ny hopitaly e
Satria voasazy fa be tabataba
Zay efa ela be dia efa fafao ny tokotany e
Zay no tena izy fa sao razoky dia gaga

Zanaky mopera zay ka manao main au dos
Miaro tena rehefa miady fa voataizana judo
Basket sy ny foot anaovana demo
Rehefa tsofin'ny tazy ny sifflet dia go

Zana-bahoaka tsy mijery loko ôia aaaa
Fa Gorisagorisan'ny kely soroka ôia aaa hein...

Masina Misely ô ...

Ho an'ny iray kilasy rehetra hatramin'izay lesy e
Souvenir anie ho anao e
Ho an'ny mpanabe na dia maditra ary zay
Souvenir anie ho anao e

Miorim-paka hanasoa olona no filamatra
N'aiza n'aiza izahay ho fitaratra
eo amin'ny misy anay

Ry zandry malala
Fa mijoro, mizara dia mifankatia...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 4109
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Vetsomena
Daty : 24/11/2016 18:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718