'Lay sipa ohatra anao (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gyal!! Tsy mba manao anzan aho mba minoa ahy
Enao hoa ny homamiadako ouz'Mettayah

Refrain:
lay sipa otranao hoa n'mafatifaty ahy
lay bikanao sy endrikao toa mapitapy ahy
ansay e!ansay e!

Fa za tsy mavandy na adalambavy
Ts mba manao anzan aho fa minoa ahy
Molotrao le mamy no malandilandina
Ny anoroka azy mits n'matsiro ho ahy
Za tsy mitata fa hoe fo mitempo
enao io mits oa no mba mety ho ahy
Mila fanafody aho so lasa mitapy
Enao oa no homamiadako ouz'Mettayah

Refrain:
lay sipa otranao hoa n'mafatifaty ahy
lay bikanao sy endrikao toa mapitapy ahy
ansay e!ansay e!

Omeo n'tananao damoizel
Oetiko andeha soirée soundsystem
Oetiko mandihy eny ambonina ragga
Ho ampihainoko anao oa le style rangah
Fa tiko enao my gyal
Enao oataoko madame
Raha tsika 2 n'miarak dia tena mba mandamina
Ataoko voky ana ianao maraina mandrak'alina lay fanala idiko alao ny hidihidiko
Tena beautiful enao io oa r'gyal
Ny hatsaratarehinao tropical

Refrain:
lay sipa otranao hoa n'mafatifaty ahy
lay bikanao sy endrikao toa mapitapy ahy
ansay e!ansay e!

AUTEUR COMPOSITEUR: ANDRIANIFAHANANA Miandravola
--------
Rohy:
Hevitra
ra-bifa ( 27/08/2016 15:59)
peac
Niaretana ( 26/10/2017 10:54)
mlay e!ansay e!ansay e!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 10398
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : miandjah
Daty : 03/11/2015 13:23
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121