Ise lam (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala o
Resao fitiavana aho
Fa te ho tiavinao...inona no tadiavinao?
Fitiavana amadio ve nobtena ilainao
Fa ho natolotro anie reo ...omeko izao dia izao
Miresaka aminao ho'aho zah aza hodinao fanina
Mibebaka aminao ho'aho zah aza ariana sanina
Fa rehefa iadivanao oa zah tsy mahahinan-kanina
Indrindra rehefa rangirangitinao amin'i anona

Dia hoe c'est l'amour fou
Ny tantarantsika roa
Hatramin'ny vao niandoha
Dia efa nankarary andoha
...eny re...eny re fa resinao zah
...eny re...eny re fa resinao zah

Cherie ako o
Ataovy matotra oa
Fa sao dia mba antitra eto aho
Ny foko nefa efa voafatotr'ialahy
Nataonao kidnapping ohatran'ny zanaka karana kely e
Ka raha tazominao mampaninona moa fa raha ilaozanao za dia very e
Cherie ako o
Matotra ve oa ialahy?
Fa zah matoky anlah na be dia be oa ny fankampanahy
Ekeko, tsy tambo isaina ny mety ho tsara noho izaho
Fa zah azo antenaina hoe tena tia kosa

Cherie ako o
Ohatran'ny adala ve zah?
Tiavo ny adalan'lahy fa aza manaiky kotian'ny zalahy
Cherie ako o
Ataoko amin'ny teny vazaha
Toi et Moi... reine et roi
Miaraka miaina dia ça va
Ça va bien la vie satria Toi le paradis
Aza avela hitalaho anao hilela-paladia
Oyoh.... Oyoh
Ouye....Ouye
Refrain
Cherie ako o
Ataovy izay ataon'lah
Fa reveko foana ialahy
....n'inon'inona ho ataon'ialahy


Tonony sy feony : Misié SAYDA
--------
Rohy:
Hevitra
kiala.andria ( 25/10/2017 16:05)
mlay e!!!!!!! aza manotany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 6942
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/10/2017 16:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077