Esie ry malala (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Za tsy oe kôfa mila ritika na tsy manaja sipa fa ny sipa ko mazana no faly ny ampijaly bandy e,vô mba maita irika de tsy maintsy masisika resaka tsisy dikany de angalana lagy
Fa 'zany tsy midika?Fa oe enao tsy tiko,nen'dry zalah ary kôtiko de enao 'ndray ve ublskq no rgwvupg ho ariko
Fa 'izany tsy midika?Fa oe enao tsy tiko fa ny zavatra ataonao 'ndray2 tena masosotra ry piso
K'anefa zay 'lay fiainana tsy vôtery ifanaraka,fa 'tsika na ifanalika aza tsy maintsy miaraka(2x)
Izay no tadidio?Fa na manga io lanitra io?Na mainty na anorana de za ampihelo anao,Nefa mato za nanoratra 'ty vazo 'ty anio?Tsy oe za no matikambo fa za malahelo anao(2x)
Ref:
Tsy misy tokony ataoranao?Satry ny elatro no efa nodoranao,fa mato pvbysb za mbola eo de mbola tia anao,ka aza iavonavonana be tahakizao(2x)
Lavinao ny namako?Ny mozika iondanako?'lainao vaniny isan'andro mila ampisaraka,enao 'ndray tsy maintsy oentiko @zay tononkira.serasera.org lalana andehanako,na dihantongotra na pikla andehanantsika miaraka...
Tiko be 'lay hira

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mr Sayda (Misié Sayda)Hits : 17752
Likes : 8 Like
Created by : alpha_blonde
Date : 31/10/2017 10:30