Efa tara loatra (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela be ary aho tsy nahita anao
Dia mbola aiko 'lay laharana e "033..."
Anio ariva andeha ho any aminao
Mb hiangavy farany e
Tsy itondra tanampolo aho fa nivatsy fitiavana e
Tonga mandondona anao oh "Malala vohay aho"
Mety efa sambatra ianao, mety efa miadana e
Tonga dia lazao anahy, tsy maninona ary e

Tsy aiko na efa tara loatra
Raha zao ah vao mba te hanambotra
Raha zao ah vao mba te hiova toetra
Efa nirodana ny manda rehetra
Ka hoy aho hoe non non non non
Ny foko anie ka mbaola tsy mahafoy anao.
Toy ny zaza kely: noana nao nao nao
Ny fitiavako ato tena mbola noana anao.
Aleo andeha zay: wa wa wa wa
Ilaza aminao hoe hoe hoe hoe hoe
Ianao tsy natao anah nah nah nah
Ianao tsy avelako handeha yeh yeh yeh yeh

Tiako ianao raha mahatsiaro ahy, tsy aiko ianao koa raha mievona e
Ny fitiavako anao iny hoa, ka vanja tsara levina e
Mbola haneno hipoaka izy, ary mbola hitroatra hivoka izy
N'inoninona kozy miainga, dia mandrakizay tsy hitsoaka izy
Satria mety tsy ho tia ahy isanandro anao e
Fa mandrakizay ianao de hitia anahy e
Ary zah ko efa aiko
Fa miora iala ny aiko
Ny endrikao sarika mitoetra ato an-tsaiko.

Tsy mandoalika zah fa folaka
Miandry ny fonao angoraka
Sanatria zah mamo hifoha ka eny amn ranon'ikopa ny hitsoraka
Hitsoraka anaty betax ah
Hamonjy anao eny aminareo
Afaka antsasakadiny ah tonga any dia zay fikanao eo
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mr Sayda (Misié Sayda)
Hits : 1583
Likes : 0 Like
Created by : onjarazafyharison04
Date : 25/07/2022 23:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0909