Mba mandefera (Meehant' rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandefitra aho fa tiako ianao.Mandefitra aho noho ianao
Lazaiko anao,dradraiko anao,lazaiko anao….Tena mafy ny mitia
Lazaiko anao…..malala; Dradraiko ho anao….malala
Lazaiko anao…Tsy hoe mora ny mitia
Raha misy ny fifamaliana,Tsy midika ianao tsy tiana
Ny hevitra no tsy mitovy,F’izaho tia foana tsarovy
Matoa aho re tsy miala,dia efa ianao no malala
Fitiavako koa tafahoatra,ka mety ihany koa mba sendaotra
Mba mandefera f’aza entim-po
Mba mandefera ,ny saina aloha vao ny fo
Mifandefera,miraisa loha koa
Mifandefera  satria iray fa tsy roa
Lazaiko anao,dradraiko anao,lazaiko anao….Tena mafy ny mitia
Lazaiko anao…..malala ; Dradraiko ho anao….malala
Lazaiko anao…Tsy hoe mora ny mitia
Raha nisy teny nakarary,aza hitarina atao kabary
Mba soloy tsiky kely monja,laroy fitiava-mafonja
Mifona ihany koa rehefa diso,tsy hamerina intsony rahampitso
Fitiavana averina indray,ho sambatra mandrakizay
Mba mandefera f’aza entim-po
Mba mandefera ,ny saina aloha vao ny fo
Mifandefera,miraisa loha koa
Mifandefera  satria iray fa tsy roa
…..
Lazaiko anao…..malala ; Dradraiko ho anao….malala
Lazaiko anao…Tsy hoe mora ny mitia
Mba mandefera f’aza entim-po
Mba mandefera ,ny saina aloha vao ny fo
Mifandefera,miraisa loha koa
Mifandefera  satria iray fa tsy roa
Fifandeferana ihany no hampanjakao hatrany
Ampio koa ireo teny mamy dia hiravina tsy hisy hitomany
Ka aoka handefitra ihany,aza manamafy fo izany
Fa toa izay ilay miaina ento an-tany……Mamy
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Meehant' rakoto
Hits : 43
Likes : 0 Like
Created by : rakt4191
Date : 22/11/2024 11:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1003