Jesoa Lovasoa ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira faneva Vokovoko Manga FJKM 45 taona
Jesoa lovasoa

1) Izao anio izao no andro fandresena
Izay rfvcqa fotoana efa nomena nekena
Fa Jesoa irery ihany, sy ny filazantsara
Hanafaka antsika sy hanambara

Fa ny tenin'Andriamanitra tononkira.serasera.org tsy miova
Hilofosy mafy re fa io no lova
Hampiorina anao, hanampy hery koa
Isaorana ny Tompo iray rktzdfn tsitoha.

Réf:
K'aoka ho fantatrao, tandremo koa
fa tempolin'Andriamanitra ianao
ka tsy mendrika ny zava-mahadomelina
sy ireo izay mety hanimba anao koa
Aoreno re, ny finoanao
ho toky hery fiarovan-doha

2) Taomy sy ilazao koa ireo namanao
fa Jesoa ilay Tompontsika tsy handao
ka vyzy sahia milofo re, miezaka avokoa
hiala amin'ny ratsy teo aloha

Miomana ianao dieny izao, fa ho afaka tokoa ny tenanao
fo sy saina ary fanahy, ho an'izay tena sahy
mijoro tsy mirona an-davaka

ref x2:...

--------
Rohy:
Hevitra
djrindra ( 18/06/2019 14:45)
Tsara ity hira ity, mila mandray lesona momba ny tempolin'Andriamanitra fa ratsy ny toaka
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Vangy : 6098
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : djrindra
Daty : 19/02/2014 18:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045