Lakana hahatafita (Mart'hira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LAKANA HAHATAFITA

Tsy lakana ny lakana raha toa
Tsy hahatafita anao, ho eny an-dafin'ny ony
Tsy lakana ny lakana raha toa
Hifidy ny toetr’andro vao hahatafita anao

1- Tsy lakana ny vola aman-karena
F'ireny mety hihena sy handositra anao
Tsy lakana ny endrika amam-bika
F'ireny mety hipika ; hiketroketrona

ISAN'ANDININY : mqvtdm
Inona hoy ianao no tena tsara
Inona hoy ianao mba lazao
Jesosy no lakana hahatafita
Anao ho ery am-pita an-dafin'ny ony ery
Jesosy no lakana hitondra
Dia vetivety monja dia tonga an-danitra

FEONKIRA


Tsy lakana mzsqejxy ny lakana raha toa
Tsy hahatafita anao, ho eny an-dafin'ny ony
Tsy lakana ny lakana raha toa
Hifidy ny toetr’andro vao hahatafita anao

2- Tsy lakana ny zanaka antenaina
Fa tononkira.serasera.org izy koa ilaina hifidy lakana
Tsy lakana ny manam-pahalalana
Fa izy dia tsy hahatana ny hahatafita anao

ISAN'ANDININY :
Inona hoy ianao no tena tsara
Inona hoy ianao mba lazao
Jesosy no lakana hahatafita
Anao ho ery am-pita an-dafin'ny ony ery
Jesosy no lakana hitondra
Dia vetivety monja dia tonga an-danitra

FEONKIRA


Tsy lakana ny lakana raha toa
Tsy hahatafita anao, ho eny an-dafin'ny ony
Tsy lakana ny lakana raha toa
Hifidy ny toetr’andro vao hahatafita anao

3- Tsy lakana ny fombafomba rehetra
Fa mampitaredretra ny dianao mizotra
Fa ny lakana dia lakana
Na dia lavinao aza ny hitondrany anao

ISAN'ANDININY :
{Inona hoy ianao no tena tsara
Inona hoy ianao mba lazao
Jesosy no lakana hahatafita
Anao ho ery am-pita an-dafin'ny ony ery
Jesosy no lakana hitondra
Dia vetivety monja dia tonga an-danitra} inhf ×2

A/C : Zaak
Tarika MARTHIRA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mart'hira
Hits : 23
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 27/09/2026 11:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0264