Tsy hitanao ny aleha (original) (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hitanao ny aleha
Tsy hitanao ny aleha
Tonga handona ahy ritt ianao
Hitady hamerina ny lasa
Hiainana indray
Tomany ianao vao nahatsiahy
Marary izay vao sahy
Nilaza mbola tia
Fa tsapanao tononkira.serasera.org mba mamy ilay fitia nandena ny endriko tbvqp hatrizay
Efa lazon’ny avonao
Ilay felany madio pdxne
Natokako ho anao
Tsy hisy hapangina eo
F’aza hitomanianao intsony
Izaho raha nitomany
Tsy mba nampiononinao
Dia aza tanana ela intsony aho
Fa mba maika toa ilay ianao
Tsy nety hijanona iny
Fa kamo aho raha fitiavana
efa lo
No ndeha homeko toerana indray
Aza tsiny raha manda
Tsy te handray intsony aho
Ireto tananao
Mage 4
Tsy hitanao ny aleha
Tonga handona ahy ritt ianao
Hitady hamerina ny lasa
Hiainana indray
Tomany ianao vao nahatsiahy
Marary izay vao sahy
Nilaza mbola tia
Fa tsapanao tononkira.serasera.org mba mamy ilay fitia nandena ny endriko tbvqp hatrizay
Efa lazon’ny avonao
Ilay felany madio pdxne
Natokako ho anao
Tsy hisy hapangina eo
F’aza hitomanianao intsony
Izaho raha nitomany
Tsy mba nampiononinao
Dia aza tanana ela intsony aho
Fa mba maika toa ilay ianao
Tsy nety hijanona iny
Fa kamo aho raha fitiavana
efa lo
No ndeha homeko toerana indray
Aza tsiny raha manda
Tsy te handray intsony aho
Ireto tananao
Mage 4
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mage 4Hits : 6362
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 29/12/2001 18:31
