Tsisy tomany (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy hrbq teo ianao
Maizina ny fiainako
Ianao no nitondra ahy tononkira.serasera.org hazavana hatrizay
Ny androm-piainako mety ho kibihm zavona itany any
Raha psgrfrwm tsy nisy ny hafanana avy any aminao nampisava azy
Mangataka aho amin'ny Ray
Mba tsy hisy ho simba indray
'Zay kasaiko haorinaho iray
Tsisy taraina, tsisy tomany
Lay paradisa haorintsika eto an-tany
Fa izaho sy ianoa efa voasoratra
Hifankatia mandrakizay
Tiako ho fantatrao fa feno anao ny tontolo
Anton'ny fisiako sy ny tsikiko hatrizay
Ny ankoatra anao dia tsy ao anaty voambolako
Fa ny anio sy ny ampitso dia anao aho mandrakizay

--------
Link: