Triarina (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba miangavy ahoAza ampijaliana intsony
Lay tantaram piainako
F'ilay tantarantsika vaovao
No ndo hiainana izao
Raha ny ato am poko ato
Hainao fa tsy nitony
Nofisiko rehefa matory
Tsy ho voafafan'ny fotoana
Tsy hay norarana teo foana
Fantatrao tsy afaka aho
Voafatotra, voaziogan'ny fitiavanao
Nefa izaho te hanandrana fitiavana
Ankoatra an'ilay any aminao
Dia ianao no angatahana ho silam panahy
Tsy haiko raha mangataka mihoatra aho
Izay tokony homenao
Moa misy ve porofo
Mbola azoko ampiana indray
Sa triariko eto mihitsy ny foko
Hahitanao izay miafina ao
Raha teny mantsy tsy ampy anao
Fantatrao tsy afaka aho
Voafatotra, voaziogan'ny fitiavanao
Nefa izaho te hanandrana fitiavana
Ankoatra an'ilay any aminao
Dia ianao no angatahana ho silam panahy
Tsy haiko raha mangataka mihoatra aho
Izay tokony homenao
Voafatotra aho!
Oh! Oh!
Ka triariko, triariko eto ny foko
Oh! Yeahhhhh!!!!!!
Fantatrao tsy afaka aho
Voafatotra, voaziogan'ny fitiavanao
Nefa izaho te hanandrana fitiavana
Ankoatra an'ilay any aminao
Dia ianao no angatahana ho silam panahy
Tsy haiko raha mangataka mihoatra aho
Izay tokony homenao
--------
Link:
