Solemita (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouuuuu
Yeah yeah yeah ô

Misaotra bvjf an'Andriamanitra aho
Fa notolorany ho ahy
Ilay tian'ny fanahiko
Izy tompon'ny fitiavana
No mbola angatahana
Ny Fanahy Masina handrakotra 'ty fiainanay

Fa na ny ony maro aza
Tsy hahafaty ny afom-pitia
Satria ilay Ray izay nitahy azy ihany
No mitsodrano azy

(Feon-kira)

Hummm ataoko tononkira.serasera.org eto anatrehany
Ny voady tsisy fetrany
Ho tia anao mandrakizay
Ny Heriny no iankinako
Fa olombelona ihany aho
Tsy hahatohitra ny fakam-panahy

Fa na ny ony maro aza
Tsy hahafaty ny afom-pitia
Satria ilay Ray izay nitahy azy ihany
No mitsodrano anay

(Feon-kira)

Izao isika iray (iray, iray ny fiainanay)
Satria izao no lahatr' Andriamanitra
Voafatotra ho xxsjp iray (iray, iray fitiavana)
Ny sitrapon'ny Ray no nahatonga izao
Ka dera, saotra, laza no mendrika atao

(Feon-kira)

Dia izao isika iray (iray, iray ny fiainanay)
Satria izao no lahatr' Andriamanitra
...Ho iray (iray, iray fitiavana)
Ny sitrapon'ny Ray pfkepzw no nahatonga izao
Ka dera, saotra, laza no mendrika atao

Hummm hum

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mage 4
Hits : 24958
Likes : 6 Like
Created by : rasoa15
Date : 29/03/2016 10:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301